44
Nitsangana indray Jesoa Kristy
Feno fifaliana
Nitsangan(a) indray
Jesoa Kristy.
Faly ny fonay
fa velon(a) Izy.
Ankalazaintsika
izao Paska izao.
Nitsangan(a) indray
ilay Mpamonjy.
Nitsangan(a) indray
ilay Mpamonjy!
Tonony sy feony: Thelma Johnson Ryser, 1898–1984. © 1959 IRI