34
Jesoa anie fahiny koa mba zaza tahaka ahy
Malefaka
1. Jesoa anie fahiny koa
mba zaza tahak(a) ahy.
Tsy mba nanantsiny ary mpankatò.
Zaza hendry sy tsara fanahy.
[Chorus]
Koa aok(a) isika
hanao tahak(a) Azy.
Hiezak(a) hatrany
ho toa Azy.
2. Mba nilalao toy ny zaza Izy,
nifaly sy nankafy.
Tsy mba tezitra tamin’ireo ankizy,
fa dia marina sy be fitia.
[Chorus]
Koa aok(a) isika
hanao tahak(a) Azy.
Hiezak(a) hatrany
ho toa Azy.
Tonony: James R. Murray, 1841–1905
Feony: Joseph Ballantyne, 1868–1944