105
Sabotsy
Falifaly sy mientanentana
Andro miavaka ny Sabotsy
mba hanomanana ny Alahady:
Miantsena sy manadio ny trano,
ka Alatsinain(y) indray vao miasa.
Manadio ny akanjo sy ny kiraro.
Andro hamitanay ny asa rehetra.
Ary diovintsika ny hoho sy ny volo,
mba ho vonona ny Alahady.
Tonony: Rita S. Robinson, 1920–2011
Feony: Rita S. Robinson, 1920–2011; nataon’i Chester W. Hill, 1912–1997