85
Ho mpanompo mazoto aho
Haingankaingana
Ny toetra tian’ ny Tompo
dia zotom-po sy finiavana.
Ka hanoa ny tenin’i Jesoa,
hanompo ny olony am-pitiavana.
Hanao ny marin(a) aho.
Ho mpankatò ami(n’i)zay atao.
Hijoro hatrany, hanao ny tsara.
Ho mpanompo mazoto aho.
Tonony sy feony: Vanja Y. Watkins, ter. 1938. © 1981 IRI