124
Ndao hihira sy hanandra-peo
Feno fifaliana
Ny hira dia kanto anie ry zareo.
Ndao hihira sy hanandra-peo!
Raha toa ka mihira ho faly eo no eo.
Ndao hihira sy hanandra-peo!
Hihira isika ka ho faly ery.
Ny hira no hanazava ny dia.
Ndao re hihira! Ndao re hihira!
Ndao re hanandra-peo!
Tonony sy feony: Richard C. Berg, 1911–2000
© 1963 nataon’i D. C. Heath and Company. Naverina natonta rehefa nahazo lalana. Fandrindrana © 1989 IRI. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.