121
Sarivongana ranomandry
Toy ny milalao
Ranomandry novolavolaina,
natao sarivongan(a) avo be.
Azon’ny masoandro dia niempo,
ka dia nihakely, kely re.
Mamoròna fihetsika mifanaraka amin’ny tonony.
Tonony sy feony: Moiselle Renstrom, 1889–1956
Avy ao amin’ny Tune Time, © 1955, 1981 Pioneer Music Press, Inc. (Jackman Music Corporation). Nahazoana lalana. Ity hira ity dia azo dika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.