84
Kintana mamiratra re aho
Falifaly
Tendreo amin’ny octave iray ambony noho izay voasoratra ny amin’ny tanana havanana
Kintana mamiratra re aho,
hitan’izao tontolo izao.
Afaka manao tsara fanahy aho.
Tia ahy ny Ray any an-danitra.
Tonony sy feony: Patricia Kelsey Graham, ter. 1940. © 1981 IRI