114
Ventsoy ny hiranao eo am-podiana
Falifaly
Ventsoy ny hiranao eo ampodiana
fa dia hisinda ireo fahoriana.
Ô! Mitsikia n’aiza n’aiza haleha.
Ny tontolo hazava, ireo olan(a) hisava.
Ventsoy n(y)hiranao re!
Tonony sy feony: Vakodrazana. Fandrindrana © 1989 IRI