1. Voninkazo kanto no hit(a) eny an-tsaha eny,
mandrobona tsara sy miloko manga.
Angoniko daholo ireo rehetr(a) ireo,
hahatsiarovako anao re ry Neny.
2. Voninkazo kanto sy manitra tokoa,
no porofom-pitia, ‘zay atolotro.
He! Kanto tokoa ireo zavaboary (i)reo.
Nampianarinao aho ho tia azy ireo.