129b
Mahafinaritra
Migadona tsara
Ny mihira miaraka,*
dia mahafinaritr(a) ahy!
Ny mihira miaraka,
dia ma(ha)finaritr(a) ahy!
*Afaka mieritreritra zavatra mahafinaritra ny ankizy, toy ny hoe:
Ny miantra olona
Ny mampirin-trano koa
Ny manampy namana
Ny mandeha mianatra
Ny mahay mitendry koa
Ny mandihy miaraka
Ny mihazakazaka
Ny mandeha mivavaka
Mamoròna fihetsika mifanaraka amin’ny tonony.
Tonony: Rebecca Stevens
Feony: Cecilia Johns
© 1963 nataon’i D. C. Heath and Company. Nahazoana lalana. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.