68
Hajao ireo didy
Malefaka
(Azo atao obbligato amin’ny sodina na hiran’ny feo voalohany*)
1. Hajao ‘reo didy, hajao ‘reo didy
mba hahazo(a)nao fiadanam-po.
Ny Ray hita(hy) anao,
Ny Ray hita(hy) anao.
‘Reo mpaminany
[Chorus]
milaza izany
mba hahazo(a)nao fiadanam-po.
2. Zanan(y) isika, zanan(y) isika
ka mila sedraina ra(ha)toa hankatò.
Matokia ilay Ray,
matokia ilay Ray.
’Reo mpaminany
[Chorus]
milaza izany
mba hahazo(a)nao fiadanam-po.
Ity obbligato ity koa dia afaka ampiasaina miaraka amin’ilay endrika hafan’ity hira ity ao amin’ny Cantiques, lah. 194.
Tonony sy feony: Barbara A. McConochie, ter. 1940. ©1975 IRI. Obbligato nataon’i Barbara A. McConochie © 1989 IRI. Narindran’i Darwin Wolford, ter. 1936. ©1986, 1989 Deseret Book Company. Nahazoana lalana. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.