133 Tsingerintaonanao izao Hira atao mifanenjika Mientanentana ① Tsingerintaonanao izao! ② Firariantsoa no tiako hatao. ③ Fahendrena sy aim-baovao! ④ Arahabaina ianao! Rehefa hiraina atao mifanenjika ity hira ity dia mizarà ho andiany maromaro. Manomboka mihira ny andiany manaraka eo amin’ny tarehimarika tsirairay. Azo hiraina miaraka amin’ny feon-java-maneno na hiraina amin’izao ny hira atao mifanenjika. Tonony sy feony: Barbara McConochie, ter. 1940. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.