1. Kely ihany ny hazavako izao;
Fanilon’ ny finoana.
Fa toa masoandron’ilay Ray,
namiratra hatrizay.
[Chorus]
Mamirata, ary aoka hazava.
Mamirata, fa andronao izao.
2. Haneho ny hazavako aho.
Jesoa no nandidy ahy.
Akariko avo hatrany hatrany
ny rehetra ahit(a) izany.
[Chorus]
Mamirata, ary aoka hazava.
Mamirata, fa andronao izao.