112
Nenibe
Feno fitiavana
1. Orohanao aho
sy fihininao,
omenao ny tsikinao.
[Chorus]
Enga anie nyankizy erantany
hanana Nenibe* toa anao.
2. Hamakianao boky,
hikaloanao hira
sy omenao fitia aho.
[Chorus]
Enga anie nyankizy erantany
hanana Nenibe* toa anao.
3. Hiezaka aho
manomboka izao
ho hendry syho tia anao.
[Chorus]
Enga anie nyankizy erantany
hanana Nenibe* toa anao.
*Teny hafa azo anoloana azy: Dadabe
Tonony sy feony: Nonie Nelson Sorensen, ter. 1925. © 1989 IRI