108b Rehefa manampy izahay Amim-pifaliana 1. Ny manampy ny hafa dia mahafaly anay. *Satria tianay i Neny dia manamp(y) izahay. 2. La la la la la la la. La la la la la la. La la la la la la la. La la la la la la. *Andian-teny azo anoloana azy: Satria tianay i Dada, Nenibe ihany koa tianay, Dadabe ihany koa tianay Tonony: Wallace F. Bennett, 1898–1993 Feony: Vakodrazana Alemana