Hira
Kintan’ny Krismasy


24

Kintan’ny Krismasy

Misosa tsara

1. Namiratra tokoa

ireo kintana soa.

Taitra ny mpiandry ondry

nahare feon’anjely.

Nazava ny tontolo,

heno koa ny hirahira.

Nisy vaovao mahafaly.

2. Nazava sy akaiky

ilay Kintan’ny Krismasy,

‘zay nitarika ‘reo Magy

mba hahita ‘zay aleha.

E! ‘ty izy tena kanto,

mibaliaka, mahasondriana.

Ilay Kintan’ny Krismasy.

Tonony: Nancy Byrd Turner, 1880–1971

Feony: Hiram-pivavahana pôlôney; narindran’i Darwin Wolford, ter. 1936

Tonony © 1930 nosoratan’ny Presbyterian Board of Christian Education; nohavaozina tamin’ny 1958; avy amin’ny Hymns for Primary Worship. Nahazoana lalana tamin’ny Westminster/John Knox Press. Fandrindrana © 1989 IRI. RARANA NY MANAO TAHADIKA AN’ITY HIRA ITY.

Lioka 2:8–14

Matio 2:1–2

Hamoaka printy