75 Tompo ô! Mivavaka Aminao aho Toy ny mivavaka 1. Tompo ô mivavak(a)Aminao aho. Lazao ahy ny tokony hatao. Ampianaro ahy izay sitraponao mba ha(ha)takarako ny teninao. 2. Ny tananao hitantan(a)ahy koa mba hotahiana raha mankatò. Ka isan’andro rehefa eo Ianao, miala ny tahotro dia feno hery aho. Tonony: M. E. P. Feony: C. Harold Lowden, 1883–1963 Fotopampianarna sy Fanekempihavanana 76:10 Fotopampianarna sy Fanekempihavanana 112:10