16
Tia ahy ny Ray any An-danitra
Iainana tsara
1. Rehefa mandre hiramboronkely,
na mijery ny lanitra aho,
rehefa mahita nyoramikija sy
ny rivomifamahofaho,
rehefa mijery ny voninkazo
mandravaka nyeny antsaha,
dia faly aho miaina am(in’ny) tontolo soa
‘zay noharian’ny Ray mba ho ahy.
2. Fa nomeny maso aho mba hahita
ny lolo marevaka,
ary sofina roa mba handre ny hiaka
sy ‘reo feo ‘zay miavaka.
Fo, saina, fanahy nomeny ahy.
Isaorako ny Ray.
Eo amin’ny zavaboary misy ahy
noahitako fa tia ahy ny Ray.
Tonony sy feony: Clara W. McMaster, 1904–1997. © 1961 IRI. Fandrindrana © 1989 IRI