128
Tsiky
Mitsatotsatoka tsara
1. Raha sendra miketrona,
dia mitsikia.
Mba ho tsara endrika,
ho mirana ery!
2. Tsisy tia miketrona,
ka dia mitsikia.
Mba ho kanto ny tontolo,
hitsiky, faly ery!
Mamoròna fihetsika mifanaraka amin’ny tonony.
Tonony: Daniel Taylor
Feony: Tsy fantatra anarana