73
Ny Tompo dia nanome ahy tempoly
Malefaka
1. Ny Tompo dia nanome ahy tempoly eto an-tany.
Tany andanitr(a)aho no niaina ka fanahy aho tamin’izany.
Ny vatako sy saiko ho koloiko tokoa
satria io no tempoly nomen’ ny Ray Tsitoha.
2. Raha toa aho ka madio dia hotahiana rahatrizay,
satria afaka ny ho any amin’ ny Tempolin’ilay Ray.
Ny vatako any aoriana hitsangana indray
ka ho feno voninahitra ho mandrakizay.
Tonony: Donnell Hunter, 1930–2013. © 1969 IRI
Feony: Darwin Wolford, ter. 1936. © 1969 IRI