57
Lohataona mamiratra
Feno fifaliana
1. Indray lohataona izay, taoanaty tany,
dia nisy voa iray ‘zay niandry taramasoandro.
Mifohaza ô ry voa kely
ho tratry ny masoandro!
Mazava izao, mivoaha ianao
ho tratry ny masoandro!
2. Indray lohataona izay, velon’i Jesoa.
Nandao ny fasan(a)Izy ka nitsangana indray.
Mifohaza ô ry vazantany
ka raiso nyhazavana!
Hiaina indray ‘reo razanay.
Mandraisa nyhazavana!
3. Indray lohataona izay, tanaty ala iray,
niseho ny Ray sy Zanaka noho ilay vavaka.
Mifohaza ô ry vazantany
ka raiso nyhazavana!
Filazantsara no tiana hambara.
Mandraisa nyhazavany!
Tonony: Virginia Maughan Kammeyer, 1925–1999. © 1989 IRI
Feony: Crawford Gates, 1921–2018. © 1989 IRI