Fisehoan-javatra Ara-banimpotoana ao amin’ny Testamenta Vaovao
Talohan’ny nahaterahan’i Jesoa ka hatramin’ny 2 Taorian’i J.K.
-
I Elizabeta sy i Zakaria
-
I Maria sy ny Anjely
-
Teraka i Jaona Mpanao Batisa
-
I Josefa sy ilay Anjely
(0–2 Taorian’i J.K.)
-
Teraka i Jesoa Kristy
-
Fitondrana an’i Jesoa tany amin’ny Tempoly
-
Ireo Magy
-
Heroda Mpanjaka Ratsy Fanahy
11 Taorian’i J.K.
-
I Jesoa Zazalahy kely
31 Taorian’i J.K.
-
Natao Batisa i Jesoa
-
Nalaina Fanahy i Jesoa
-
Ilay Fampakaram-bady tao Kana
-
I Jesoa sy ny Tranon’ny Rainy any an-danitra
-
Nikodemosy
-
Ilay vehivavy teo amin’ny lavadrano
-
Ilay Zanakalahin’ny Mpitarika
-
Ireo Vahoaka Tezitra tao Nazareta
-
Nifidy ireo Apôstôliny i Jesoa
-
Ilay Toriteny teo An-tendrombohitra
-
Nampianatra momba ny Vavaka i Jesoa
-
Nibaiko ny Rivotra sy ny Onja i Jesoa
-
Ilay Lehilahy nisy Fanahy Ratsy
-
Ilay Lehilahy Tsy Afa-Nandeha
32 Taorian’i J.K.
-
Nitsangana tamin’ny Maty ilay Zanakavavin’i Jairo
-
Nikasika ny Akanjon’i Jesoa ny Vehivavy Iray
-
Namela Heloka an’ilay Vehivavy iray i Jesoa
-
Manao ny Asan’ny Rainy ety an-tany
33 Taorian’i J.K.
-
Namahana Olona 5.000 i Jesoa
-
I Jesoa Nandeha teo ambonin’ny Rano
-
Ny Mofon’Aina
-
Nanasitrana ilay Lehilahy Marenina i Jesoa
-
I Petera Mijoro ho Vavolombelona momba an’i Kristy
-
Fisehoana Am-boninahitra: Ilay Fiovan-tarehy
-
Ilay Zazalahy Nisy Fanahy Ratsy
-
Ilay Samaritana Tsara Fanahy
-
Ireo Fanoharana Telo Notantarain’i Jesoa
-
Ilay Ondry Very
-
Ilay Farantsa kely Very
-
Ilay Zanaka Adala
-
-
Ireo Boka Folo
-
Ilay Fariseo sy ilay Mpanora-dalàna
-
Nampahiratra Lehilahy Jamba Iray i Jesoa
-
Ilay Mpiandry Tsara
-
Nitsodrano ireo Zazakely i Jesoa
-
Ilay Zatovolahy Mpanan-karena
34 Taorian’i J.K.
-
Nanangana an’i Lazarosy tamin’ny Maty i Jesoa
Ny Herinandro Farany teo amin’ny Fiainan’ny Mpamonjy
-
Nandeha Tany Jerosalema i Jesoa
-
Ireo Farantsakelin’ilay Mpitondratena
-
Ny Fiaviana Fanindroany
-
Ireo Virijiny Folo
-
Ireo Talenta
-
Ilay Fanasan’ny Tompo Voalohany
-
Fampianarana Hafa sy Ilay Fanasana Farany
-
Nijaly tao amin’ny Sahan’i Getsemane i Jesoa
-
Ny Fitsarana an’i Jesoa
-
Nohomboana tamin’ny Hazo Fijaliana i Jesoa
-
Nitsangana tamin’ny Maty i Jeso
34–70 Taorian’i J.K.
-
Nitantana ny Fiangonana ireo Apôstôly
-
Nanasitrana Lehilahy Iray i Petera
-
Novonoin’ireo Olona Ratsy Fanahy i Stefana
-
Simona sy ny Fisoronana
-
Nianatra momba an’i Jesoa i Saoly
-
Natsangan’i Petera tamin’ny Maty i Tabita
-
I Paoly sy i Silasy tao an-Tranomaizina
-
Nankatò ny Fanahy Masina i Paoly
-
Nahavita ny Asa Nanirahana Azy i Paoly
Ny tarehimarika eo anoloan’ny lohateny dia maneho ny toko ao amin’ity boky ity izay ahafahanao mamaky ilay tantara.
Ny daty sy ny filaharan’ny zava-niseho dia mifanakaiky amin’ny tena izy ihany.