Bokin’i Môrmôna: Boky torolalana ho an’ny mpianatra seminera (2024) Pejin-dohateny Fampidirana ny Bokin’i Môrmôna: Boky torolalana ho an’ny mpianatra seminera Bokin’i Môrmôna—Tahirin-kevitra fanolorana Ny drafitry ny famonjena: Drafitry ny Ray any An-danitra ho an’ny zanany Mandalina ny soratra masina: Hazòny mafy ny tenin’ Andriamanitra Bokin’i Môrmôna—Mianatra amin’ny alalan’ny Fanahy: “Amin’ny alalan’ny herin’ny Fanahy Masina” Bokin’i Môrmôna—Mianatra amin’ny alalan’ny finoana: Ny anjara andraikitry ny mpianatra Mahazo fahalalana ara-panahy, Tapany 1: Manao asa amim-pinoana Ireo pejy fanolorana ny Bokin’i Môrmôna Pejin-dohateny: Ny tanjon’ny Bokin’i Môrmôna Teny fanolorana ny Bokin’i Môrmôna: Ilay vato ifaharan’ny fivavahantsika Ny fijoroan’i Joseph Smith ho vavolombelona momba ny Bokin’i Môrmôna: “Nadika … araka ny fanomezam-pahasoavana sy ny herin’ Andriamanitra” Ny Tenivavolombelon’ireo Vavolombelona Telo sy ireo Vavolombelona Valo: “Efa nahita … ireo takelaka [izahay]” Bokin’i Môrmôna—Mahazo fahalalana ara-panahy, Tapany faha-2: “Mamakafaka ireo hevi-dehibe sy ireo fanontaniana amin’ny fomba fijery mibanjina ny mandrakizay” 1 Nefia 1–5 1 Nefia 1: “Nisy mpaminany maro tonga” 1 Nefia 2: “Efa nikatsaka Ahy tamim-pahazotoana tokoa ianao” 1 Nefia 3: Manomana lalana Andriamanitra Fifehezana fotopampianarana: 1 Nefia 3:7: “Handeha aho ary hanao ny zavatra izay efa nandidian’ny Tompo” 1 Nefia 4–5: “Notarihin’ny Fanahy aho” 1 Nefia 6–10 1 Nefia 6–7: Mamantatra “ny zavatr’ Andriamanitra” Mahazo fahalalana ara-panahy, Tapany 3: Mikatsaka fahatakarana bebe kokoa amin’ny alalan’ireo loharanom-pahalalana nofidin’ Andriamanitra 1 Nefia 8:1–18: Ny fitiavan’ Andriamanitra no mampilendalenda indrindra amin’ny zavatra rehetra 1 Nefia 8:19–38: Hazòny mafy ny tenin’ Andriamanitra 1 Nefia 10; 11:1–6: “Mba hahita sy handre ary hahalala” 1 Nefia 11–15 1 Nefia 11: “Tazano ny fiambanian’ Andriamanitra!” 1 Nefia 13–14: “Nampirongoana azy ho fiadiany ny fahamarinana sy ny herin’ Andriamanitra” 1 Nefia 13:20–42: Fahamarinana tsotra sy sarobidy Tombano ny fianaranao 1: 1 Nefia 1–15 Fifehezana fotopampianarana ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, Famerenana 1: Mariho sy ianaro tsianjery 1 Nefia 16–22 1 Nefia 16–18: Ny Liahôna: Mpanoro lalana ao an-tany foana 1 Nefia 16–17: Manao asa ami-pinoana amina toe-javatra sarotra 1 Nefia 17–18: “Nitodika tamin’ Andriamanitra aho” 1 Nefia 19–22: “Mety manadino ihany izy, fa Izaho kosa tsy mba manadino anao” Fifehezana fotopampianarana ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, Famerenana 2: Ianaro tsianjery ireo toko sy andininy ary ireo andian-teny manan-danja ao amin’ny soratra masina 2 Nefia 1–2 2 Nefia 1: Mikaroka fitsipiky ny filazantsara 2 Nefia 2:1–16: “Nomen’ Andriamanitra ny olombelona ny fahafahana hanao araka ny safidiny” 2 Nefia 2:17–26: “Avotana amin’ny Fahalavoana” Fifehezana fotopampianarana: 2 Nefia 2:25: “Lavo i Adama mba hisian’ny olona; ary misy ny olona mba hahazo fifaliana” 2 Nefia 2:26–30: Afaka misafidy 2 Nefia 3–5 Fifehezana fotopampianarana: 2 Nefia 2:27: Afaka misafidy amin’ny alalan’ilay Mpanalalana lehibe isika 2 Nefia 3: “Mpahita nofinidy iray no hatsangako” 2 Nefia 4: Salamo nataon’i Nefia 2 Nefia 5:1–9: Ny fampitandreman’ Andriamanitra 2 Nefia 5: Miaina ao amin’ny toetry ny fahasambarana 2 Nefia 6–10 2 Nefia 6; 10: Ny fanangonana an’i Isiraely 2 Nefia 9:1–26: “Sorompanavotana tsy misy fetra” 2 Nefia 9:27–49: “Ny fiheverana ny zava-panahy dia fiainana mandrakizay” 2 Nefia 9:50–52: “Manatòna ny Iray Masin’ny Isiraely” Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 3 2 Nefia 11–19 2 Nefia 11: Vavolombelon’i Kristy 2 Nefia 12–15: “Ny zavatra hitranga amin’ny andro farany” 2 Nefia 16: “Masina, Masina, Masina, ny Tompo” 2 Nefia 17–19: Ireo anarana iantsoana sy anjara asan’i Jesoa Kristy Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 4 2 Nefia 20–25 2 Nefia 21–24: Ny Arivotaona 2 Nefia 25: Voavonjy amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tombano ny fianaranao 2: 1 Nefia 16–2 Nefia 25 2 Nefia 26: Mijery sy mitia ary mitondra ny hafa amin’ny fomba anaovan’ Andriamanitra izany Fifehezana fotopampianarana: 2 Nefia 26:33: “Ho an’ Andriamanitra dia mitovy ny rehetra” 2 Nefia 26–30 2 Nefia 27: “Asa mahatalanjona sy mahagaga iray” 2 Nefia 28:1–26: Mamantatra sy mandresy ireo tetikadin’i Satana 2 Nefia 28:27–32: “Izay mandray no homen’ [Andriamanitra] bebe kokoa” Fifehezana fotopampianarana: 2 Nefia 28:30—“Andalan-tsoratra anampy andalan-tsoratra, fitsipika anampy fitsipika” 2 Nefia 29: Mandraisa misimisy kokoa amin’ny tenin’ Andriamanitra 2 Nefia 31–33 2 Nefia 31:1–13: “Manaraka ny ohatry ny Zanak’Ilay Andriamanitra velona” 2 Nefia 31:14–21: “Tsy maintsy mibosesika handroso ianareo” 2 Nefia 32:1–7: “Mivokisa amin’ny tenin’i Kristy” Fifehezana fotopampianarana: 2 Nefia 32:3—“Mivokisa amin’ny tenin’i Kristy, fa indro hilaza aminareo ny zava-drehetra tokony hataonareo ny tenin’i Kristy” 2 Nefia 32:8–9: “Tsy maintsy mivavaka mandrakariva ianareo” Jakôba 1–4 Fifehezana fotopampianarana: 2 Nefia 32:8–9—“Tsy maintsy mivavaka mandrakariva ianareo” Jakoba 1: Mandresy lahatra ny hafa hanatona an’i Kristy Jakoba 2:1–21: “[Aza avela handrava ny fanahinareo ity avonavona ity]” Jakoba 2:22–35: Ny lalàn’ny fahadiovam-pitondrantena Jakoba 4: “Ny finoanay dia tsy voahozongozona” Jakôba 5–7 Jakoba 5:1–53: “Ny Tompon’ny tanimboly” Jakoba 5:54–77; 6:1–13: “Endrey, hotahiana tokoa ireo izay efa niasa tamim-pahazotoana tao amin’ny tanimboliny” Jakoba 7: Finoana an’i Jesoa Kristy tsy voahozongozona Tombano ny fianaranao 3: 2 Nefia 26–Jakoba 7 Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 5: Ataovy lany tsianjery ireo andinin-tsoratra masina sy ireo andian-teny manan-danja Enôsa–Tenin’i Môrmôna Enôsa: Afaka mitondra famelana ny fahotana ny finoana an’i Jesoa Kristy Jarôma–Ômnia: Atolory an’i Jesoa Kristy ny fanahinao manontolo Tenin’i Môrmôna: “Noho ny fikasana hendry” Môzià 1: “Raha tsy teo ireto takelaka ireto” Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 6: Takaro ary hazavao Môzià 1–3 Môzià 2:1–18: “Eo amin’ny fanompoana ny mpiara-belona aminareo” Fifehezana fotopampianarana: Môzià 2:17—“Ny fanompoana an’Andriamanitrareo”. Môzià 2:19–41: “Tahiana amin’ny zava-drehetra” Fifehezana fotopampianarana: Môzià 2:41—“Ny toetry ny fitahiana sy fahasambaran’ireo izay mitandrina ny didin’ Andriamanitra” Môzià 3:1–17: Famonjena amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Môzià 4–6 Môzià 3:19: Manaisotra ny maha-olona araka ny nofo Fifehezana fotopampianarana: Môzià 3:19—“[Manaisotra] ny maha olona araka ny nofo ary [ Tonga] olomasina amin’ny alalan’ny sorompanavotan’i Jesoa Kristy.” Môzià 4: “Hitana mandrakariva ny famelana ny fahotanar eo” Môsià 4:9–10: “Minoa an’ Andriamanitra” Fifehezana Fotopampianarana: Môzià 4:9—“Minoa an’ Andriamanitra” Môzià 7–10 Môzià 5:1–5: Tsy manana faniriana hanao ratsy intsony Môzià 5:6–15: “Hitondranareo eo aminareo ny anaran’i Kristy” Môzià 7–8: Ny mpaminanin’ny Tompo amin’ny maha-mpahita azy ireo Môzià 9–10: “Tamin’ny herin’ny Tompo” Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 7: Ampiharo ireo andalan-tsoratra masina fifehezana fotopampianarana Môzià 11–17 Môzià 11–17: “Mibebaka … sy mitodika amin’ny Tompo” Môzià 12–13: Manana ny didy voasoratra ao am-ponareo Môzià 14–16: Navotan’i Jesoa Kristy Tompo Tombano ny fianaranao 4: Enôsa–Môzià 17 Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 8: Ataovy tsianjery ireo toko sy andininy sy ireo andian-teny manan-danja ao amin’ny soratra masina Môzià 18–24 Môzià 18: Ny fanekempihavanan’ny batisa Fifehezana fotopampianarana: Môzià 18:8–10—“Efa nanao fanekempihavanana Taminy ianareo” Môzià 19–20: “Tanteraka ny tenin’i Abinadia” Môzià 21–24, Tapany 1: Mahita ny tanjon’ny Tompo amin’ireo fitsapana sy fahoriana lalovantsika Môzià 21–24, Tapany 2: Mitodika amin’ny Tompo mba hahazo fanafahana amin’ny fitsapana Môzià 25–28 Môzià 26: “Raha miaiky ny fahotany … izy ary mibebaka” Môzià 27:1–24: “Efa nivavaka tamim-pinoana be momba anao izy” Môzià 27:24–37: “Aterak’ Andriamanitra” Môzià 28: Fiovam-po manokana sy fizarana ny filazantsara Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 9: Manakatra sy manazava fahamarinana Môzià 29–Almà 4 Almà 1:1–18: Ny faharatsian’ny komiberaky ny mpisorona Almà 1:19–33: Mahita fiadanana ao amin’i Kristy amin’ny alalan’ny fitoerana ho mahatoky ao anatin’ny fanenjehana Almà 2–3: Izay finidintsika hankatoavina Almà 4: Ilay vato mahatafintohin’ny avonavona Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 10: Ampiharo ireo andalan-tsoratra masina fifehezana fotopampianarana Almà 5–7 Almà 5:1–32: Fanontanian’i Almà hanaovana fanombanan-tena Almà 5:33–62: “Miantso anareo ilay mpiandry tsara” Almà 7:1–13: Mba hahafahany manampy ny vahoakany Fifehezana fotopampianarana: Almà 7:11–13 Almà 7:14–27: “Ny lalana izay mitondra mankany amin’ny fanjakan’ Andriamanitra” Almà 8–12 Almà 8: Mihaino sy mankatò ny Ray any An-danitra Almà 9: Tsarovy ireo fitahian’ny Tompo Almà 10–11: “Araka ny Fanahin’ny Tompo” Almà 12: Fo mafy na malemy Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 11: Ianaro tsianjery sy takaro Almà 13–16 Almà 13: “Mba hahazoanareo miditra amin’izany fitsaharana izany” Almà 14: “Aoka ho to araka ny sitrapon’ny Tompo” Almà 15: Ny hery manasitran’i Jesoa Kristy Tombano ny fianaranao 5: Mozià 18–Almà 16 Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 12: Takaro ary ampiharo Almà 17–22 Almà 17: “Araka ny teny sy ny fahefan’ Andriamanitra” Almà 18: Nanompo sy nampianatra an’i Lamônia Mpanjaka i Amôna Almà 19: “Ny sandriny dia mitolotra ho an’ny rehetra izay mibebaka sy mino” Almà 20–22: “Inona no hataoko mba hahafahako manana … fiainana mandrakizay?” Mahazo fahalalana ara-panahy, Tapany 4: Mitady valiny amina fanontaniana ara-panahy Almà 23–29 Almà 23: “Tsy nihemotra na oviana na oviana” izy ireo Almà 24: “Handevina azy lalina ao anaty tany isika” Almà 26: “Hirehareha ao amin’ny Tompo isika” Almà 29: Ny fanirian’ny fontsika Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 13: Tadiavo sy asio marika Almà 7:11–13 hatramin’ny Môrônia 10:4–5 Almà 30–31 Almà 30:1–29: Nampaniasia ny maro hiala tamin’ny Mpamonjy ny fampianaran’i Kôrihôra Almà 30:30–60: “Misy ny Mpahary Faratampony” Almà 31:1–11: “Ny herin’ny tenin’ Andriamanitra” Almà 31:12–38: Ny fitsaohantsika ny Ray any An-danitra sy an’i Jesoa Kristy Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 14: Ataovy tsianjery ireo toko sy andininy sy ireo andian-teny manan-danja ao amin’ny soratra masina Almà 32–35 Almà 32: “Hanatanjaka ny finoanareo” Almà 33: Mampianatra ny filazantsaran’ny Mpamonjy Almà 34:1–17: Ny Sorompanavotana tsisy fetra sady mandrakizain’i Jesoa Kristy Fifehezana fotopampianarana: Almà 34:9–10—“Tsy maintsy misy sorompanavotana atao, … sorona tsisy fetra sady mandrakizay.” Almà 34:17–41: Izao fiainana izao no fotoana hiomanana hihaonana amin’ Andriamanitra Almà 36–38 Almà 36: “Tsy nety nahatsiaro intsony ny fanaintainako [aho]” Almà 37: “Amin’ny alalan’ny zava-madinika sy tsotra” Almà 37–38: “Mianara amin’ny fahatanoranao” Almà 39: “Lavo amin’ny tenanao kosa ireny zavatra rehetra ireny” Fifehezana fotopampianarana: Almà 39:9—“Tsy handehananao intsony araka ny fitsiriritan’ny masonao” Almà 39–42 Almà 40: Ny tontolon’ny fanahy sy ny fitsanganana amin’ny maty Almà 41: Averin’i Jesoa Kristy amin’ny laoniny ny zava-drehetra Fifehezana fotopampianarana: Almà 41:10—“Ny faharatsiana dia tsy fahasambarana na oviana na oviana” Almà 42, Tapany 1: “Andriamanitra marina, fanaperana, ary […] Andriamanitra feno famindram-po koa” Almà 42, Tapany 2: “Ny famindram-po dia mitaky ny olona hivalo” Almà 43–52 Almà 43, 48–50: Mianatra avy amin’ireo toko momba ny ady Almà 45–46: Nanangana ny fanevan’ny fahafahana i Môrônia Almà 47–48: I Amalikià sy i Lehôntia Tombano ny fianaranao 6: Almà 17–Almà 52 Famerenana fifehezana fotopampianarana 15: Takaro ary hazavao Almà 53–63 Almà 53: Mitandrina ireo fanekempihavanantsika Almà 56: Zatovolahy mpiady miisa 2000 Alma 57: Miezaka mankatò ireo didy lalandava Almà 59–61: Misafidy ny tsy ho tafintohina Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 16: Ampiharo ireo andinin-tsoratra masina fifehezana fotopampianarana Helamàna 1–6 Helamàna 1–4, 6: “Nisy fifandirana be” Helamàna 3; 6: “Ary dia toy izany no ahitantsika” Helamàna 5:1–13: “Ny vatolampin’ny Mpanavotra antsika” Fifehezana fotopampianarana: Helamàna 5:12—“Eo amin’ny vatolampin’ny Mpanavotra antsika … no tsy maintsy anorenanareo ny fototrareo” Helamàna 5:14–52: “Hoesorina ny rahon’ny haizina” Helamàna 7–12 Helamàna 7–10: Ilay mpaminanin’ny Tompo Helamàna 8: Mijoro ho vavolombelona momba an’i Jesoa Kristy ny mpaminany Helamàna 10: Nitahy an’i Nefia ny Tompo Helamàna 11–12: Ny fitamberimberenan’ny avonavona Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 17: Ataovy tsianjery ireo toko sy andininy sy ireo andianteny manan-danja ao amin’ny soratra masina Helamàna 13–16 Helamàna 13–16: Mahatakatra ny mpaminanin’ny Tompo Helamàna 13, Tapany 1: Ny famindram-pon’ny Tompo Helamàna 13, Tapany 2: “Mibebaka mba ho voavonjy” Helamàna 14: Famantaran’ny Mpamonjy Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 18: Takaro ny fotopampianarana 3 Nefia 1–7 3 Nefia 1: “Ny faminanian’ny mpaminany dia nanomboka ho tanteraka” 3 Nefia 2–5: “Efa niomana … tamin’ny herin’ny Tompo” 3 Nefia 6–7: Mitarika mankamin’ny fizarazarana sy ny faharavana ny avonavona Tombano ny fianaranao 7: Almà 53–3 Nefia 7 Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 19: Ampiharo ireo andalan-tsoratra masina fifehezana fotopampianarana 3 Nefia 8–11 3 Nefia 8–10: Ny feon’ny Mpamonjy tao amin’ny haizina 3 Nefia 11:1–11: “Izaho no Jesoa Kristy” Fifehezana fotopampianarana: 3 Nefia 11:10–11—“Efa niaretako ny sitrapon’ny Ray tamin’ny zava-drehetra hatrany am-piandohana” 3 Nefia 11:12–17: “Mankanesa aty Amiko” 3 Nefia 11:18–41: Manambara ny fotopampianarany i Jesoa Kristy 3 Nefia 12–16 3 Nefia 12:1–16: “Hotahiana ianareo” 3 Nefia 12:17–48: “Mba tiako ianareo ho tanteraka” Fifehezana fotopampianarana: 3 Nefia 12:48—“Ho tanteraka tahaka Ahy, na ho tanteraka tahaka ny Rainareo izay any an-danitra” 3 Nefia 13–14: Ny fampianaran’i Kristy 3 Nefia 15–16: “Vala iray sy mpiandry iray” 3 Nefia 17–19 3 Nefia 17: “Manana fangorahana anareo Aho” 3 Nefia 18:1–14: “Ho fahatsiarovana Ahy” 3 Nefia 18:15–39; 19:19–29: “Mivavaha mandrakariva” 3 Nefia 19: “Izy ireo dia heniky ny Fanahy Masina” Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 20: Ianaro tsianjery 3 Nefia 20–26 3 Nefia 20–22: “Izaho hanangona ny oloko” 3 Nefia 23: Manadihady ny soratra masina amin’ny fahazotoana 3 Nefia 24: Ny lalàn’ny Tompo momba ny fahafolonkarena 3 Nefia 25: Asa atao any amin’ny tempoly sy momba ny tantaram-pianakaviana Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 21: Takaro ary hazavao 3 Nefia 27–4 Nefia 1 3 Nefia 27, Tapany 1: “Miorina amin’ny filazantsarako” 3 Nefia 27, Tapany 2: Hamasinina amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Fifehezana fotopampianarana: 3 Nefia 27:20—“Mankanesa atỳ amiko ary aoka hatao batisa … mba hahazoana manamasina anareo amin’ny fandraisana ny Fanahy Masina”. 3 Nefia 28: Maniry hitondra ny hafa hanatona an’i Jesoa Kristy 4 Nefia: “Niova fo ho an’ny Tompo” Môrmôna 1–6 Môrmôna 1–2: Ny Mpaminany Môrmôna Môrmôna 3: “Tsy maintsy mijoro avokoa eo anoloan’ny toeram-pitsaran’i Kristy ianareo” Môrmôna 3–6: Ny faharavan’ny firenena Nefita Tombano ny fianaranao 8: 3 Nefia 8–Môrmôna 6 Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 22: aprily Môrmôna 7–9 Môrmôna 7: “Toetry ny fahasambarana izay tsy manam-piafarana” Môrmôna 8: 1–26: Rakitsoratra misy vidiny lehibe Môrmôna 8:27–41; 9:1–6, 27–37: Nosoratana ho an’izao androntsika izao Môrmôna 9: 7–27: “Andriamanitry ny fahagagana” Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 23: Ianaro tsianjery Etera 1–5 Etera 1: “Mitalahoa amin’ny Tompo” Etera 2: “Notarihin’ny tanan’ny Tompo lalandava” Etera 3: “Finoana nihoa-pampana” Etera 4–5: “Famelabelarana aminy ny fanambarako rehetra” Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 24: Takaro ary hazavao Etera 6–11 Etera 6: Nandeha ho any amin’ny tany nampanantenaina ireo Jaredita Etera 7–11: “Azo antoka fa izany zavatra izany dia mitondra any amin’ny fahababoana” Etera 8: “Tsy miasa ao amin’ny tsikombakomba miafina ny Tompo” Etera 12:1–22: Mandray fijoroana ho vavolombelon’ny fahamarinana Fifehezana fotopampianarana: Etera 12:6—“Tsy mandray fijoroana ho vavolombelona ianareo raha tsy aorian’ny fizahan-toetra ny finoanareo” Etera 12–15 Etera 12:23–27: “Amin’izany, ny zavatra malemy dia hataoko tonga matanjaka ho azy” Fifehezana fotopampianarana: Etera 12:27—Mandresy ny fahalementsika Etera 12:28–41: Jesoa Kristy: “Loharanon’ny fahamarinana rehetra” Etera 13–15: Jesoa Kristy: Mandresy ny hatezerana Tombano ny fianaranao 9: Môrmôna 7–Etera 15 Môrônia 1–6 Môrônia 1: Tsy handa an’i Kristy aho Môrônia 2–3: Fahefan’ny fisoronana Môrônia 4–5: Ny Fanasan’ny Tompo Môrônia 6: Mandray anjara sy manompo ao amin’ny Fiangonan’ny Tompo Fifehezana fotopampianarana, Famerenana 25: Ampiharo ireo andalan-tsoratra masina fifehezana fotopampianarana Môrônia 7–9 Môzià 7:1–19: “[Mitady] amim-pahazotoana tokoa ao amin’ny hazavan’i Kristy” Môrônia 7:20–43: Mahita fanantenana ao amin’i Kristy Môrônia 7:44–48: “Ny fitiavana madion’i Kristy” Fifehezana fotopampianarana: Môrônia 7:45–48—”Ny fiantrana … dia ny fitiavana madion’i Kristy” Môrônia 8: “Velona ao amin’i Kristy ny ankizy madinika” Môrônia 10 Môzià 10:1–7: Mandray ny fijoroana ho vavolombelona an’ny tenanao manokana momba ny Bokin’i Môrmôna Fifehezana fotopampianarana: Môrônia 10:4–5—”Amin’ ny herin’ ny Fanahy Masina dia azonareo fantarina ny fahamarinan’ ny zava-drehetra.” Môrônia 10:8–25: “Ny fanomezam-pahasoavana tsara rehetra dia avy amin’i Kristy” Môrônia 10:26–34: “Manatòna an’i Kristy” Tombano ny fianaranao 10: Ny Bokin’i Môrmôna: 1Nefia–Môrônia