Seminera
pejin-dohateny


Fotopampianarana sy Fanekempihavanana sy Tantaran’ny Fiangonana: Boky fandalinana ho an’ny mpianatra seminera amin’ny fandaharam-pianarana any an-trano

Navoakan’
Ny Fiangonan’ i Jesoa Kristy ho an’ ny Olomasin’ ny Andro Farany
Salt Lake City, Utah

Horaisina an-tanan-droa ireo fanamarihana sy fanitsiana. Azafady alefaso amin’ity adiresy ity izany:

Seminaries and Institutes of Religion Curriculum Services

50 E North Temple Street

Salt Lake City, UT 84150-0008 USA

Email: ces-manuals@ldschurch.org

Mba soraty azafady ny anaranao feno, ny adiresinao, ny paroasy sy ny tsatòka misy anao.

Aza hadinoina ny manome mazava ny lohatenin’ilay boky. Avy eo dia zarao ny fanamarihana avy aminao.

Azon’ny olona atao ny manonta ity boky ity raha ampiasainy ho an’ny tenany manokana sy tsy hitadiavam-bola (tafiditra ao anatin’izany ny fampiasany izany amin’ny antsony na ny andraikitra nomena azy ao amin’Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany). Raha hampiasa izany amin’ny fomba hafa dia mangataha lalana ao amin’ny permissions.lds.org

Hamoaka printy