Efa nilaza ny Tompo fa tompon’andraikitra ny amin’ny fihetsiny, ny toetrany, ny faniriany ary ny ataony ny tsirairay.
Ny taona maha-tompon’andraikitra dia ny taona izay iheverana ny ankizy ho tompon’andraikitra amin’ny ataony ary mahavita manota sy mibebaka.