Balama Mpaminany iray ao amin’ny Testamenta Taloha, izay nitady hanozona an’i Isiraely noho ny vola. Nodidian’ny Tompo izy tsy hanozona an’i Isiraely (Nom. 22–24). Nandà ny handroso ny borikin’i Balama, satria nijoro teo amin’ny lalany ny anjely iray, Nom. 22:22–35.