Ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany, dia anisan’ny fihavanana ny finiavana hifankazatra amim-pitiavana amin’ny olona, ny fanompoana, ny fanohanana ary ny fampaherezana azy.
Rehefa miova fo ianao, dia ampaherezo ireo rahalahinao, Lio. 22:32 .
Mpianatro ianareo raha mifankatia, Jao. 13:35 .
Fahano ny ondriko, Jao. 21:15–17 .
Niangavy izy ireo mba horaisinay ho adidy ny firahalahiana amin’ny fonompoana ny Olomasina, 2 Kor. 8:1–5 .
Ny fihavananay dia amin’ny Ray sy amin’ny zanany, 1 Jn. 1:3 .
Aoka ny olona tsirairay hihevitra ny rahalahiny ho toy ny tenany, F&F 38:24–25 .
Raha tsy iray ianareo dia tsy Ahy, F&F 38:27 .
Izaho dia mandray anao amin’ny fihavanana mba ho namanao sy rahalahinao, F&F 88:133 .