Mangataka Jereo koa Vavaka Manontany na miangavy fankasitrahana manokana amin’ Andriamanitra. Mangataha dia homena hianareo, Mat. 7:7. Raha misy aminareo tsy manam-pahendrena, aoka izy hangataka amin’ Andriamanitra, Jak. 1:5 (JS—T 1:7–20). Mangataka Amiko amin’ny finoana, 1 Ne. 15:11. Raha tsy mahazo ireo teny ireo ianareo, dia satria tsy manontany, 2 Ne. 32:4. Mangataka amin-kitsim-po, Môzià 4:10. Andriamanitra dia manome anareo rehefa mety ho zavatra izay rariny ka angatahinareo amin’ny finoana, Môzià 4:21. Hanontanianareo an’ Andriamanitra raha tsy marina ireto zavatra ireto, Môrô. 10:4. Tian’izy ireo ny haizina toy izay ny hazavana; koa tsy tian’izy ireo ny hangataka Amiko, F&F 10:21. Didina ianareo amin’ny zavatra rehetra mba hangataka amin’ Andriamanitra, F&F 46:7.