Famelana ny Fahotana
Famelana amin’ny ratsy natao raha toa ka mibebaka. Noho ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy no isian’ny famelana ny fahotana. Mahazo famelana ny helony ny olona rehefa manam-pinoana an’i Kristy, mibebaka amin’ny fahotany, mandray ny ôrdônansin’ny batisa sy ny fametrahan-tanana ho fanomezana ny Fanahy Masina, ary mankatò ny didin’ Andriamanitra (Fp. 1:3–4).