Jafeta Jereo koa Noa, Patriarika ao amin’ny Baiboly Ny lahimatoan’i Noa, mpaminany iray ao amin’ny Testamenta Taloha (Mos. 8:12). Noa niteraka an’i Jafeta, Gen. 5:32 (Gen. 6:10; Mos. 8:12). Niditra ny sambofiaran’i Noa i Jefeta sy ny vadiny, Gen. 7:13. Nivoaka ny sambofiara i Jafeta, Gen. 9:18. Hampitomboan’ Andriamanitra i Jafeta, Gen. 9:27.