Mpandringana Jereo koa Devoly Satana no mpandringana Tsy hamela ny mpandringana hiditra ao an-tranonareo ny Tompo, Eks. 12:23. Mitety eny ambony rano ny mpandringana, F&F 61:19. Tokony ho afaka namonjy ny tanimboaloboko tamin’ny mpandringana ny mpitily, F&F 101:51–54.