Fitokiana, Fitokisana Jereo koa Finoana; Matoky Mitoky amin’ny zavatra na mahazo antoka sy mino izany; indrindra fa amin’ Andriamanitra sy i Jesoa Kristy. Tsara kokoa ny mitoky amin’ny Tompo noho ny mametraka ny fitokisana amin’ny olona, Sal. 118:8. Ny Tompo no ho tokinao, Ohab. 3:26. Mba hananantsika toky rehefa hiseho i Kristy, 1 Jn. 2:28. Narian’ireo Nefita mamohehatra ny fitokisan’ny zanany, Jkb. 2:35. Dia hihamahery ny fahatokian-tenanao eo anatrehan’ Andriamanitra, F&F 121:45.