Habokana
Aretin-koditra mahatsiravina voalaza ao amin’ny Testamenta Taloha sy Vaovao. Maro tamin’ireo olo-malaza ao amin’ny Baiboly no voany, ka isan’izany i Mosesy (Eks. 4:6–7), i Miriama anabaviny (Nom. 12:10), i Namàna (2 Mpan. 5), ary ny Mpanjaka Ozia (2 Tan. 26:19–21).