Fiarovan-tena Akanjo anaovana hiarovana ny vatana amin’ny vely na toraka fitaovam-piadiana. Ampiasaina koa ny teny ilazana toe-panahy izay miaro ny olona iray amin’ny fakam-panahy na ny ratsy. Tafio avokoa ny fiadian’ Andriamanitra, Ef. 6:10–18 (F&F 27:15–18).