Môrônihà, Zanakalahin’ny Kapiteny Môrônia Mpitari-tafika Nefita marin-toetra ao amin’ny Bokin’i Môrmôna (tokony ho tamin’ny 60 taona talohan’i Kristy). Nampiandraiketin’i Môrônia an’i Môrônihà zanany lahy ny tafika, Almà 62:43. Nizaka indray ny tanànan’i Zarahemlà, Hel. 1:33. Nitondra ny Nefita ho amin’ny fibebahana sy nifehy indray ny antsasaky ny tany, Hel. 4:14–20.