Salamo
Hira na tononkalo entanim-panahy.
Ny bokin’ny Salamo
Boky ao amin’ny Testamenta Taloha mirakitra amboaran-tsalamo izay momba an’i Kristy ny ankamaroany; voatonona matetika ao amin’ny Testamenta Vaovao ny bokin’ny Salamo.
I Davida no nanoratra ny ankamaroan’ny Salamo. Nosoratana ho fiderana an’ Andriamanitra ny Salamo. Maro taminy no natao ho mozika.