Ray, Mety maty Jereo koa Fianakaviana; Patriarika; Ray Aman-dreny; Tsodranon’ny Patriarika Anarana masina manondro ny lehilahy izay efa niteraka na nanangan-jaza ara-dalàna. Manajà ny rainao sy ny reninao, Eks. 20:12 (Deot. 5:16; Mat. 19:19; Môzià 13:20). Ny ray dia hanitsy ny zanaka tiany, Ohab. 3:12. Ry ray, aza mampisafoaka ny zanakareo, Ef. 6:1–4. Somary nampianarina ahy avokoa ny fahalalan’ny raiko, 1 Ne. 1:1. Ny raiko dia lehilahy marina—fa nampianatra ahy izy, Enô. 1:1. Nivavaka ho an’ny zanakalahiny i Almà, Môzià 27:14. Nomen’i Almà didy ny zanakalahiny, Almà 36–42. Nampitondrain’i Helamàna ny anaran’ireo razambeny ny zanakalahiny, Hel. 5:5–12. Nahatsiaro mandrakariva ny zanakalahiny tao amin’ny fivavany i Môrmôna, Môrô. 8:2–3. Azo takina amin-drainy ireo zava-dehibe, F&F 29:48. Voatery hamelona ny ankohonany ny lehilahy tsirairay, F&F 75:28. Nandidy ahy ho any amin-draiko izy, JS—T 1:49.