Lalampanorenana
Ny tondroina amin’ny hoe “ny Lalampanorenana” ao amin’ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana dia ny Lalampanorenan’i Etazonia izay nomen’ny tsindrimandrin’ Andriamanitra hanomanana ny lalana ho Famerenana amin’ny laoniny ny filazantsara.