Jese Jereo koa Davida Ao amin’ny Testamenta Taloha, ny rain’i Davida ary ny razamben’i Kristy mbamin’ireo mpanjakan’i Joda rehetra. Obeda zanakalahin’i Rota no rain’i Jese, Rota 4:17, 22. Voatsiahy mianotra hatrany amin’i Joda ireo razamben’i Jese, 1 Tan. 2:5–12 (Mat. 1:5–6).