Gada ilay Mpahita Jereo koa Soratra Masina—Soratra Masina very Mpaminany, namana mahatoky ary mpanolotsain’i Davida ao amin’ny Testamenta Taloha (1 Sam. 22:5; 2 Sam. 24:11–19). Izy dia nanoratra ny boky momba ny nataon’i Davida, izay lasa soratra masina very (1 Tan. 29:29).