Barabasy Anaran’ilay lehilahy novotsorana teo amin’ny toeran’i Jesoa tamin’ny fotoan’ny Fanomboana. Barabasy dia mpikomy, mpamono olona ary mpangalatra (Mat. 27:16–26; Mar. 15:6–15; Lio. 23:18–25; Jao. 18:40).