Voninahitra Telestialy Jereo koa Ambaratongam-boninahitra Ny ambany indrindra amin’ireo ambaratongam-boninahitra telo izay hitoeran’ny olona aorian’ny Fitsarana Farany. Hitan’i Paoly ny voninahitry ny kintana, 1 Kor. 15:40–41. Hitan’i Joseph Smith sy i Sidney Rigdon ny voninahitra telestialy, F&F 76:81–90. Tsy omby alinalina tahaka ny kintana ny mponin’ny tontolo telestialy, F&F 76:109–112. Izay tsy afaka ny hanaraka ny lalàn’ny fanjakana telestialy dia tsy mahatanty ny voninahitra telestialy, F&F 88:24, 31, 38.