Seta Jereo koa Adama Ao amin’ny Testamenta Taloha, lehilahy marina zanak’i Adama sy i Eva. Lehilahy fanaperana i Seta, ary ny endriny dia ny endriky ny rainy tanteraka, F&F 107:42–43 (Gen. 5:3). Anankiray amin’ireo mahery tao amin’ny tontolon’ny fanahy i Seta, F&F 138:40. Naneho ny tenany tamin’i Seta Andriamanitra, Mos. 6:1–3, 8–14.