Fanabeazana Aizana Jereo koa Fanambadiana; Fianakaviana Fanaraha-maso ny isan’ny zaza ateraky ny mpivady amin’ny alalan’ny famerana na ny fisorohana ny fitondrana vohoka. Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany, Gen. 1:28 (Mos. 2:28). Lova avy amin’ny Tompo ny zanaka maro, Sal. 127:3–5. Tokony hanangana taranaka ho an’ny Tompo ny ankohonan’i Lehia, 1 Ne. 7:1. Tendrin’ Andriamanitra ho an’ny olona ny fanambadiana, F&F 49:15–17. Ireo izay voasandratra dia handray ny fahafenoana sy ny fitohizan’ny taranany mandrakizay mandrakizay, F&F 132:19, 63.