Fandriampahalemana Jereo koa Arivotaona; Fitsaharana; Mpampihavana Tsy fisian’ny fifandirana sy ny hotakotaka. Mampitsahatra ny ady Izy, Sal. 46:9. Tsy hianatra ady intsony izy ireo, Isa. 2:4. Ataovy izay hihavananareo amin’ny olona rehetra; aza mamaly ratsy, Roma. 12:18–21. Mbola nisy fandriampahalemana teo amin’ny tany, 4 Ne. 1:4, 15–20. Lavo ny ady ary torio ny fandriampahalemana, F&F 98:16. Atsangano ny fanevan’ny fandriampahalemana, F&F 105:39.