Valifaty Jereo koa Fandrafiana Famerenana na famaliana ratra na fanafintohinana. Ny Andriamanitrareo dia ho avy mitondra famaliana, Isa. 35:4. Ahy ny famaliana, izaho no hamaly, Roma. 12:19 (Môrm. 3:15; 8:20). Mihantona eo amboninareo ny sabatry ny valifaty, Môrm. 8:40–41. Hamaly faty amin’ny olon-dratsy Aho, satria tsy te hibebaka izy, F&F 29:17. Tonga amin’ny andron’ny faharatsiana sy ny valifaty ny Mpamonjy, Mos. 7:45–46.