Herimpo Jereo koa Finoana; Tahotra Tsy matahotra, indrindra ny hanao izay tsara. Mahereza sy matanjaha, Deot. 31:6 (Jos. 1:6–7). Mahereza tsara ianareo hitandrina sy hanao izay rehetra voasoratra, Jos. 23:6. Tsy nomen’ Andriamanitra antsika ny fanahin’ny tahotra, 2 Tim. 1:7. Nahazo hery ny fony nony reny, Almà 15:4 (Almà 62:1). Ireo zanakalahin’i Helamàna dia sahy fatratra tokoa raha ny herimpo, Almà 53:20–21. Na oviana na oviana dia tsy nahita herimpo lehibe toy izany aho, Almà 56:45. Mahereza ry rahalahy, dia mandrosoa, mandrosoa mankamin’ny fandresena, F&F 128:22.