Fararano
Sary an’ohatra ihany indraindray no ampiasan’ny soratra masina ny teny hoe fararano mba hilazana ny fitondrana olona ho ao amin’ny Fiangonana, dia ny fanjakan’ Andriamanitra ety an-tany, na ny fotoam-pitsarana, toy ny Fiavian’i Jesoa Kristy Fanindroany.