Mofon’Aina Jereo koa Fanasan’ny Tompo; Jesoa Kristy Jesoa Kristy no mofon’aina. Ny mofo amin’ny fanasan’ny Tompo dia sary an’ohatra anehoana ny vatan’i Kristy. Izaho no mofon’aina, Jao. 6:33–58. Mihinàna sy misotroa amin’ny mofo sy ny ranon’aina, Almà 5:34. Ny mofo dia ho fahatsiarovana ny vatan’i Kristy, 3 Ne. 18:5–7. Ny mofo dia tandindon’ny nofon’i Kristy, F&F 20:40, 77 (Môrô. 4).