Hatsaran-toetra Jereo koa Fahadiovam-pitondrantena; Hery; Hitsim-po Hitsim-po sy fahambonian-toetra, Fahefana sy hery (Lioka 8:46) na fahadiovana ara-nofo (Môrô. 9:9). Vehivavy tsara hianao, Rota 3:11. Izay madio tanana sy mahitsy fo no hitoetra eo amin’ny fitoerana masin’ny Tompo, Sal. 24:3–4. Ny vehivavy tsara dia satroboninahitry ny lahy, Ohab. 12:4. Ny tomban’ny vehivavy tsara dia mihoatra lavitra noho ny voahangy, Ohab. 31:10–31. Amin’ny finoanareo dia manehoa toe-panahy araka an’ Andriamanitra, 2 Pet. 1:5 (F&F 4:6). Andramo ny herin’ny tenin’ Andriamanitra, Almà 31:5. Aoka handravaka tsy an-kijanona ny eritreritrao ny hatsaram-panahy, F&F 121:45. Mino isika fa tokony ho mendrika, Fp. 1:13 (Filip. 4:8).